plt_tn/psa/083/003.md

391 B

ireo voaaronao

"Ireo izay arovanao." Manondro ny Israelita io.

tsy ho tsaroana intsony ny anaran'Israely

Eto ny "anarana" dia manondro laza na fahatsiarovana olona iray. DH: "tsy hisy intsony hahatsiaro ny fisian'ny Israelita"

niara nitetika paik'ady iray izy ireo

"niara nanaiky tetika iray ireo fahavalonao"

nikambana hanohitra Anao

"niara-niangona hanohitra Anao izy ireo"