# ireo voaaronao "Ireo izay arovanao." Manondro ny Israelita io. # tsy ho tsaroana intsony ny anaran'Israely Eto ny "anarana" dia manondro laza na fahatsiarovana olona iray. DH: "tsy hisy intsony hahatsiaro ny fisian'ny Israelita" # niara nitetika paik'ady iray izy ireo "niara nanaiky tetika iray ireo fahavalonao" # nikambana hanohitra Anao "niara-niangona hanohitra Anao izy ireo"