plt_tn/psa/081/011.md

504 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Izao Yaveh dia mitantara ny tena zava-nisy taorian'ny nampitandremany ny vahoaka.

ny teniko

Eto ny "teny" dia maneho izay nolazain'Andriamanitra. DH: "izay nolazaiko" na "ahy"

Ka dia natolotro ho an'ny hamafisan-dohan'izy ireo ihany izy ireo

Andriamanitra mamela ny vahoaka hijanona ho mafiloha dia lzaiana toy ny hoe Andriamanitra nanome azy ireo ho amin'ny fahavalo mba hamelezan'ny fahavalo azy ireo. DH: "Noho izany, Izaho hamela azy ireo ho mafiloha"