forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
504 B
Markdown
12 lines
504 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Izao Yaveh dia mitantara ny tena zava-nisy taorian'ny nampitandremany ny vahoaka.
|
||
|
|
||
|
# ny teniko
|
||
|
|
||
|
Eto ny "teny" dia maneho izay nolazain'Andriamanitra. DH: "izay nolazaiko" na "ahy"
|
||
|
|
||
|
# Ka dia natolotro ho an'ny hamafisan-dohan'izy ireo ihany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra mamela ny vahoaka hijanona ho mafiloha dia lzaiana toy ny hoe Andriamanitra nanome azy ireo ho amin'ny fahavalo mba hamelezan'ny fahavalo azy ireo. DH: "Noho izany, Izaho hamela azy ireo ho mafiloha"
|