plt_tn/psa/081/001.md

48 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Salamon'i Asafa.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# atao amin'ny fomba Gitita
Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 8:1.
# Salamo nataon'i Asafa
"Ity dia salamo nosoratan'i Asafa"
# Andriamanitra herintsika
Ny anarana "hery" dia azo avadika ho "matanjaka." DH: "Andriamanitra izay mampatanjaka antsika"
# ilay Andriamanitr'i Jakoba
Eto "Jakoba" maneho an'ireo taranany rehetra. DH: "ilay Andriamanitr'Israely, ny firenen'ny taranak'i Jakoba"
# velezo ny amponga tapaka, ny lokanga mahafinaritra mbamin'ny valiha
zava-maneno ireo.
# amponga tapaka
zava-maneno misy lohany tahaka ny amponga izay azo velezina sy misy vy kely manodidina ny sisiny ka maneno rehefa ahetsika ilay zava-maneno.
# ny volana vaovao
Io no fiandohan'ny volana tsinam-bolana.
# ny andron'ny volana vaovao
Io no fisasahan'ny volana tsinam-bolana.
# rehefa miantomboka ny andro firavoravoantsika
"Ary amin'ny andro izay hanombohan'ny firavoravoantsika"