plt_tn/psa/081/001.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Salamon'i Asafa.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

atao amin'ny fomba Gitita

Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 8:1.

Salamo nataon'i Asafa

"Ity dia salamo nosoratan'i Asafa"

Andriamanitra herintsika

Ny anarana "hery" dia azo avadika ho "matanjaka." DH: "Andriamanitra izay mampatanjaka antsika"

ilay Andriamanitr'i Jakoba

Eto "Jakoba" maneho an'ireo taranany rehetra. DH: "ilay Andriamanitr'Israely, ny firenen'ny taranak'i Jakoba"

velezo ny amponga tapaka, ny lokanga mahafinaritra mbamin'ny valiha

zava-maneno ireo.

amponga tapaka

zava-maneno misy lohany tahaka ny amponga izay azo velezina sy misy vy kely manodidina ny sisiny ka maneno rehefa ahetsika ilay zava-maneno.

ny volana vaovao

Io no fiandohan'ny volana tsinam-bolana.

ny andron'ny volana vaovao

Io no fisasahan'ny volana tsinam-bolana.

rehefa miantomboka ny andro firavoravoantsika

"Ary amin'ny andro izay hanombohan'ny firavoravoantsika"