plt_tn/psa/080/004.md

287 B

ny vahoakanao

Israely

Ianao efa namahana azy ireo tamin'ny mofon-dranomaso ary nanome azy ireo ranomaso be dia be hosotroiny

Ny teny "mofon-dranomaso" sy "ranomaso hosotroina" dia sarinteny ho an'ny ny alahelo lavareny. DH: "Ianao efa naka toky fa tena nalahelo hatrany izy ireo"