# ny vahoakanao Israely # Ianao efa namahana azy ireo tamin'ny mofon-dranomaso ary nanome azy ireo ranomaso be dia be hosotroiny Ny teny "mofon-dranomaso" sy "ranomaso hosotroina" dia sarinteny ho an'ny ny alahelo lavareny. DH: "Ianao efa naka toky fa tena nalahelo hatrany izy ireo"