plt_tn/psa/078/033.md

768 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy mitantara izay nataon'Andriamanitra ny Israelita.

nanafohy ny andron'izy ireo

"namono azy ireo raha mbola tanora"

feno horohoro ny taonany

Asafa miteny ny taona toy ny hoe fitoeran-jazavatra. DH: "nandeha ny taona fa mbola nanahy hatrany hatrany izy ireo"

nikatsaka Azy

Mangataka aminy izay nilain'izy ireo hatao mba hiarovana azy ireo.

nampahorian'Andriamanitra azy ireo, dia ... niverina nitady

Ireo dia olona samihafa avy amin'ireo izay nafohezin'Andriamanitra ny androny. Raha maty ny sasany amin'izy ireo, ny hafa kosa "nanomboka nikatsaka" an'Andriamanitra.

niverina

"nibebaka" na "nanenina tanteraka tamin'ny fahotany"

fatratra

"mafy" na "tsara indrindra araka izay tratrany"