plt_tn/psa/078/033.md

28 lines
768 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy mitantara izay nataon'Andriamanitra ny Israelita.
# nanafohy ny andron'izy ireo
"namono azy ireo raha mbola tanora"
# feno horohoro ny taonany
Asafa miteny ny taona toy ny hoe fitoeran-jazavatra. DH: "nandeha ny taona fa mbola nanahy hatrany hatrany izy ireo"
# nikatsaka Azy
Mangataka aminy izay nilain'izy ireo hatao mba hiarovana azy ireo.
# nampahorian'Andriamanitra azy ireo, dia ... niverina nitady
Ireo dia olona samihafa avy amin'ireo izay nafohezin'Andriamanitra ny androny. Raha maty ny sasany amin'izy ireo, ny hafa kosa "nanomboka nikatsaka" an'Andriamanitra.
# niverina
"nibebaka" na "nanenina tanteraka tamin'ny fahotany"
# fatratra
"mafy" na "tsara indrindra araka izay tratrany"