plt_tn/psa/078/026.md

341 B

Nampitsok Izy

"Andriamanitra nampitsoka"

Nandatsaka hena tamin'izy ireo tahaka ny vovoka Izy

"Nampilatsaka ny hena avy any an-danitra tahaka ny ranon'orana Izy, ary nisy betsaka tamin'izany nanarona ny tany tahaka ny vovoka"

hena

vorona

tahaka ny vovoka ... maro tahaka ny fasi-dranomasina

Nisy vorona maro tsy tambo isaina.