# Nampitsok Izy "Andriamanitra nampitsoka" # Nandatsaka hena tamin'izy ireo tahaka ny vovoka Izy "Nampilatsaka ny hena avy any an-danitra tahaka ny ranon'orana Izy, ary nisy betsaka tamin'izany nanarona ny tany tahaka ny vovoka" # hena vorona # tahaka ny vovoka ... maro tahaka ny fasi-dranomasina Nisy vorona maro tsy tambo isaina.