plt_tn/psa/078/023.md

24 lines
723 B
Markdown

# nandidy ny habakabaka Izy
Asafa miteny ny habakabaka toy ny hoe olona afaka mandre sy mankatò ireo didin'Andriamanitra. DH: "niteny tamin'ny habakabaka Izy"
# habakabaka
Ireo mety ho heviny dia 1) "habakabaka" na 2) "rahona"
# nanokatra ny varavaran'ny lanitra
Asafa miteny ny habakabaka toy ny hoe sompitra misy varavarana. DH: "nanokatra ny habakabaka toy ny sompitra"
# Nandraraka mana toy ny ranon'orana Izy mba hohanin'izy ireo, ary nanome azy ireo vary avy any an-danitra
Ireo andalana roa ireo milaza zava-nisy mitovy.
# Nandraraka mana Izy
"Nampilatsaka mana avy any an-danitra tahaka ny ranon'orana Izy"
# ny mofon'ny anjely
Izany dia milaza ny mana. "karazan-tsakafo mitovy amin'ny hanin'ny anjely"