plt_tn/psa/078/023.md

723 B

nandidy ny habakabaka Izy

Asafa miteny ny habakabaka toy ny hoe olona afaka mandre sy mankatò ireo didin'Andriamanitra. DH: "niteny tamin'ny habakabaka Izy"

habakabaka

Ireo mety ho heviny dia 1) "habakabaka" na 2) "rahona"

nanokatra ny varavaran'ny lanitra

Asafa miteny ny habakabaka toy ny hoe sompitra misy varavarana. DH: "nanokatra ny habakabaka toy ny sompitra"

Nandraraka mana toy ny ranon'orana Izy mba hohanin'izy ireo, ary nanome azy ireo vary avy any an-danitra

Ireo andalana roa ireo milaza zava-nisy mitovy.

Nandraraka mana Izy

"Nampilatsaka mana avy any an-danitra tahaka ny ranon'orana Izy"

ny mofon'ny anjely

Izany dia milaza ny mana. "karazan-tsakafo mitovy amin'ny hanin'ny anjely"