plt_tn/psa/077/013.md

679 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy miresaka amin'i Yaveh.

andriamanitra inona moa no ampitahaina amin'Andriamanitray lehibe?

Azo ambara ho fanambarana tsotra izany. DH: "tsy misy andriamanitra mifampitaha amin'ny Andriamanitray lehibe."

naneho ny herinao teo amin'ireo olona ianao

"nampiseho ny maha mahery Anao tamin'ny olona avy amin'ny fokon'olona marobe"

Nanome fandresena ny vahoakanao ... ireo taranaka

"nanome anay, vahoakanao, fandresena ... anay izay taranaka"

Nanome fandresena ny vahoakanao

"nahatonga ny vahoakanao handavo ireo fahavalony"

ireo taranak'i Jakoba sy Josefa

Izany dia manondro ny firenen'Israely manontolo.