plt_tn/psa/077/013.md

24 lines
679 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy miresaka amin'i Yaveh.
# andriamanitra inona moa no ampitahaina amin'Andriamanitray lehibe?
Azo ambara ho fanambarana tsotra izany. DH: "tsy misy andriamanitra mifampitaha amin'ny Andriamanitray lehibe."
# naneho ny herinao teo amin'ireo olona ianao
"nampiseho ny maha mahery Anao tamin'ny olona avy amin'ny fokon'olona marobe"
# Nanome fandresena ny vahoakanao ... ireo taranaka
"nanome anay, vahoakanao, fandresena ... anay izay taranaka"
# Nanome fandresena ny vahoakanao
"nahatonga ny vahoakanao handavo ireo fahavalony"
# ireo taranak'i Jakoba sy Josefa
Izany dia manondro ny firenen'Israely manontolo.