plt_tn/psa/077/011.md

503 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manomboka mresaka amin'i Yaveh.

hitamberina ato an-tsaina

"mahatsiaro" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 74:1.

ireo asanao mahagaga fahiny

"ireo zava-mahagaga nataonao fahiny"

Hisaintsaina ireo asanao rehetra aho ka handinika azy ireo

Ireo andianteny roa ireo dia maneho ny hevitry ny fisaintsainana amin'izay nataon'i Yaveh.

Hisaintsaina

"Hisaina lalina ny amin'ny"

handinika azy ireo

"hisaina izay mety ho dikan'izy ireo"