# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manomboka mresaka amin'i Yaveh. # hitamberina ato an-tsaina "mahatsiaro" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 74:1. # ireo asanao mahagaga fahiny "ireo zava-mahagaga nataonao fahiny" # Hisaintsaina ireo asanao rehetra aho ka handinika azy ireo Ireo andianteny roa ireo dia maneho ny hevitry ny fisaintsainana amin'izay nataon'i Yaveh. # Hisaintsaina "Hisaina lalina ny amin'ny" # handinika azy ireo "hisaina izay mety ho dikan'izy ireo"