plt_tn/psa/077/002.md

708 B

naninjitra ny tanako aho

"Nivavaka aho ary namelatra ny tanako"

Tsy nety nampiononina ny fanahiko

Ny "fanahy" dia sarinteny ho an'ny olona. DH: "Tsy namela na iza na iza hitady hampionona ahy aho"

Nieritreritra an'Andriamanitra teo am-pisentoana aho; rehefa niha-antitra aho dia nieritreritra ny momba Azy

Ireo andianteny roa ireo dia mifampizara hevitra mitovy ary ampiarahina ho fanamafisana.

rehefa niha-antitra

"rehefa niha-antitra ny fanahiko" na "rehefa feno loatra ny fanahiko"

Sela

Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany.