plt_tn/psa/074/007.md

328 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Asafa manohy mamaritra ny faharavan'ny tempoly.

izy ireo ... izy ireo ... izy ireo ... izy ireo

Eto ny "izy ireo" manondro an'ireo mpandrafy voalaza ao amin'ny 74:3.

Hoy izy ireo anakampo

Izany dia fomba fiteny. DH: "Hoy izy ireo amin'ny tenany" na "Miteny ao an-tsainy izy ireo"