plt_tn/psa/074/007.md

12 lines
328 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Asafa manohy mamaritra ny faharavan'ny tempoly.
# izy ireo ... izy ireo ... izy ireo ... izy ireo
Eto ny "izy ireo" manondro an'ireo mpandrafy voalaza ao amin'ny 74:3.
# Hoy izy ireo anakampo
Izany dia fomba fiteny. DH: "Hoy izy ireo amin'ny tenany" na "Miteny ao an-tsainy izy ireo"