plt_tn/psa/072/013.md

28 lines
709 B
Markdown

# Mamindra fo amin'ny mahantra sy ory izy
"Te hampitsahatra ny mahantra sy ory amin'ny fijaliana izy"
# ny mahantra sy ory izy
Eto ny teny "mahantra" sy "ory" midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy fa tsy afaka manampy tena izy ireo.
# Mamonjy ny ain'izy ireo
"mamonjy azy ireo" na "manavotra azy ireo"
# fampahoriana sy herisetra
Ireo teny roa ireo midika zavatra mitovy ary manamafy ny faharatsian'ny fijalian'ny ory. DH: "ireo izay mampahory azy ireo sy mandratra azy ireo"
# sarobidy eo imasony ny ràn'izy ireo
"maniry azy ireo hiaina tsara izy"
# ny ràn'izy ireo
"ny ain'izy ireo" na "ny fiainan'izy ireo"
# eo imasony
"aminy." Jereo izay nandikana izany ao amin'ny (19:13)