plt_tn/psa/072/013.md

709 B

Mamindra fo amin'ny mahantra sy ory izy

"Te hampitsahatra ny mahantra sy ory amin'ny fijaliana izy"

ny mahantra sy ory izy

Eto ny teny "mahantra" sy "ory" midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy fa tsy afaka manampy tena izy ireo.

Mamonjy ny ain'izy ireo

"mamonjy azy ireo" na "manavotra azy ireo"

fampahoriana sy herisetra

Ireo teny roa ireo midika zavatra mitovy ary manamafy ny faharatsian'ny fijalian'ny ory. DH: "ireo izay mampahory azy ireo sy mandratra azy ireo"

sarobidy eo imasony ny ràn'izy ireo

"maniry azy ireo hiaina tsara izy"

ny ràn'izy ireo

"ny ain'izy ireo" na "ny fiainan'izy ireo"

eo imasony

"aminy." Jereo izay nandikana izany ao amin'ny (19:13)