plt_tn/psa/072/004.md

12 lines
356 B
Markdown

# izy ... izy
Ireo dia manondro an'izay "hitsara" 72:1
# hamotipotika ny mpampahory
"hamotika tanteraka izay mampahory azy ireo"
# raha mbola eo koa ny masoandro, ary raha mbola maharitra koa ny volana
Ny masoandro amam-bolana dia sarinteny ho an'ny andro sy alina, izay manondro hoe amin'ny fotoana rehetra. DH: "mandrakizay, ary tsy misy fiafarany"