plt_tn/psa/072/004.md

356 B

izy ... izy

Ireo dia manondro an'izay "hitsara" 72:1

hamotipotika ny mpampahory

"hamotika tanteraka izay mampahory azy ireo"

raha mbola eo koa ny masoandro, ary raha mbola maharitra koa ny volana

Ny masoandro amam-bolana dia sarinteny ho an'ny andro sy alina, izay manondro hoe amin'ny fotoana rehetra. DH: "mandrakizay, ary tsy misy fiafarany"