plt_tn/psa/071/023.md

775 B

Hihoby ny molotro

Ny "molotra" dia sarinteny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Hihoby aho" (Jereo UDB)

na dia ny fanahiko aza, izay efa navotanao

Ny teny izay noadinoin'ny mpanao salamo dia azo ambaa mazava tsara. DH: "ary ny fanahiko, izay navotanao, hihira fiderana"

ny fanahiko

Eto ny "fanahy" dia manondro ilay olona manontolo.

Ny lelako ihany koa hiresaka

Eto ny "lela" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "Izaho koa hiresaka"

efa nomenarina izy ireo ary very hevitra, dia ireo izay nitady ny faharatrako

"ireo izay nitady ny fahavoazako dia efa nomenarina sy vey hevitra"

ireo izay nitady ny faharatrako

Izany dia manondro ireo fahavalon'ny mpanoratra. (71:8) Jereo ny fomba nandikana ny hoe "ireo izay nitady ny fahavoazako" ao amin'ny 71:12.