# Hihoby ny molotro Ny "molotra" dia sarinteny ho an'ilay olona manontolo. DH: "Hihoby aho" (Jereo UDB) # na dia ny fanahiko aza, izay efa navotanao Ny teny izay noadinoin'ny mpanao salamo dia azo ambaa mazava tsara. DH: "ary ny fanahiko, izay navotanao, hihira fiderana" # ny fanahiko Eto ny "fanahy" dia manondro ilay olona manontolo. # Ny lelako ihany koa hiresaka Eto ny "lela" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "Izaho koa hiresaka" # efa nomenarina izy ireo ary very hevitra, dia ireo izay nitady ny faharatrako "ireo izay nitady ny fahavoazako dia efa nomenarina sy vey hevitra" # ireo izay nitady ny faharatrako Izany dia manondro ireo fahavalon'ny mpanoratra. (71:8) Jereo ny fomba nandikana ny hoe "ireo izay nitady ny fahavoazako" ao amin'ny 71:12.