plt_tn/psa/071/019.md

20 lines
640 B
Markdown

# Ny fahamarinanao ihany koa, Andriamanitra o, dia tena avo
Ny mpanao salamo miteny ireo zava-tsoa nataon'Andriamanitra tahaka ny hoe natambatra toy ny tranobe avo dia avo na tendrombohitra.
# iza no tahaka Anao?
Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy misy toa Anao!"
# fahoriana mahery vaika
"fahoriana mahatsiravina"
# hamelona indray
atanjahana na velombelomina indray
# avy amin'ny lalin'ny tany
"Ny lalin'ny tany" dia sarinteny ho an'izay alehan'ny olombelona aorian'ny hafatesany. Ny mpanoa salamo akory tsy hoe efa maty , fa kosa miteny fa raha maty izy. DH: "rehefa akaiky ho faty izahay"