plt_tn/psa/071/019.md

640 B

Ny fahamarinanao ihany koa, Andriamanitra o, dia tena avo

Ny mpanao salamo miteny ireo zava-tsoa nataon'Andriamanitra tahaka ny hoe natambatra toy ny tranobe avo dia avo na tendrombohitra.

iza no tahaka Anao?

Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy misy toa Anao!"

fahoriana mahery vaika

"fahoriana mahatsiravina"

hamelona indray

atanjahana na velombelomina indray

avy amin'ny lalin'ny tany

"Ny lalin'ny tany" dia sarinteny ho an'izay alehan'ny olombelona aorian'ny hafatesany. Ny mpanoa salamo akory tsy hoe efa maty , fa kosa miteny fa raha maty izy. DH: "rehefa akaiky ho faty izahay"