plt_tn/psa/071/008.md

998 B

Ho feno fiderana Anao ny vavako ... amin'ny voninahitrao

Ny mpanao salamo miteny ny faniriany hidera sy hanome voninahitra an'i Yaveh amin'izay teny lazainy toy ny hoe feno teny tahaka ny feno sakafo ny vavany. DH: "Ho feno teny izay midera Anao ny vavako ... izay manome voninahitra Anao" na " Hidera Anao mandrakarivo aho ... hanome voninahitra Anao mandrakariva aho"

fiderana Anao

"teny izay milaza amin'ny vahoaka ny fahalehibiazanao"

ny voninahitrao

"teny izay mahatonga ny vahoaka hidera Anao"

ny tontolo andro

"amin'ny andro lava rehetra" na "hatrany hatrany"

Aza manary ahy ... aza mahafoy ahy

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra iraisana amin'ny ankapobeny ary miaraka ampiasaina ho fanamafisana.

Aza manary ahy

"Aza manery ahy hanalavitra Anao." Fa Andriamanitra mandà azy dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra manery azy handeha. DH: "aza mandà ahy" (UDB) Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 51:10

aza mahafoy ahy

"aza mahasaraka ahy mandrakizay"