plt_tn/psa/069/032.md

772 B

ny malemy fanahy

Izany dia manondro ny olona malemy fanahy amin'ny ankapobeny. DH: "olona malemy fanahy"

ianao izay mitady an'Andriamanitra

Ny fitadiavana an'Andriamanitra dia maneho na 1) mangataka fanampiana avy amin'Andriamanitra na 2) mihevitra ny momba an'Andriamanitra sy mankatò Azy. DH: "ianao izay mangataka fanampiana amin'Andriamanitra" na "ianao izay mihevitra ny momba an'Andriamanitra"

aoka ho velona ny fonao

Eto "fo" dia manondro ny olombelona. Eto "velona" dia fomba fiteny izay midika fa tokony fampaherezana. DH: "ho ampaherezina anie ianao"

Yaveh mandre

Eto "mandre" midika hoe mamaly. DH: "Yaveh mamaly"

ny ory

Izany dia midika ny olona ory amin'ny ankapobeny. DH: "ny olona ory"

ny gadrany

"ireo izay efa nijaly ho Azy" (UDB)