# ny malemy fanahy Izany dia manondro ny olona malemy fanahy amin'ny ankapobeny. DH: "olona malemy fanahy" # ianao izay mitady an'Andriamanitra Ny fitadiavana an'Andriamanitra dia maneho na 1) mangataka fanampiana avy amin'Andriamanitra na 2) mihevitra ny momba an'Andriamanitra sy mankatò Azy. DH: "ianao izay mangataka fanampiana amin'Andriamanitra" na "ianao izay mihevitra ny momba an'Andriamanitra" # aoka ho velona ny fonao Eto "fo" dia manondro ny olombelona. Eto "velona" dia fomba fiteny izay midika fa tokony fampaherezana. DH: "ho ampaherezina anie ianao" # Yaveh mandre Eto "mandre" midika hoe mamaly. DH: "Yaveh mamaly" # ny ory Izany dia midika ny olona ory amin'ny ankapobeny. DH: "ny olona ory" # ny gadrany "ireo izay efa nijaly ho Azy" (UDB)