forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
934 B
Markdown
20 lines
934 B
Markdown
# Aoka ho tonga fandrika ny latabany eo anoloany ... aoka izany ho tonga fandrika
|
|
|
|
Ny mpanoratra maniry ny sakafon'ireo fahavalony handringana azy ireo tanteraka toy ny hoe biby madinika kely tratra anaty fandrika. DH: "Handringana azy ireo tahaka ny fandrika anie ny sakafony ... hamotika azy ireo tahaka ny fandrika anie izany"
|
|
|
|
# ny latabany
|
|
|
|
Izany dia manondro sakafo izay naroso teo ambony latabatra, mety ho amin'ny fanasana. DH: "ny hanin'izy ireo ihany" (UDB) na "fanasana fisoronana"
|
|
|
|
# Aoka ny mason'izy ireo ho maizina
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny ny maso izay tsy afa-mahita tsara toy ny hoe nohamaizinina izany. DH: "Mba ataovy tsy afa-mahita na inona na inona re izy ireo"
|
|
|
|
# ataovy mihozongozona mandrakariva ny lamosin'izy ireo
|
|
|
|
Ny lamosina osa dia lazaina toy ny hoe mangozohozo amin'ny fahalemena. DH: "ataovy tena osa ny lamosin'izy ireo ka tsy hahavita zavatra"
|
|
|
|
# ny lamosin'izy ireo
|
|
|
|
"ny aorian'izy ireo" na "ny ilany"
|