plt_tn/psa/069/016.md

20 lines
539 B
Markdown

# fa tsara ny famindram-ponao
Ny anarana "famindrampo" dia azo avadika ho asa. DH: "tsara Ianao ary tia ahy amim-pitokiana" (UDB)
# maro ireo antranao tamiko
"mpiantra loatra Ianao amiko"
# mitodiha amiko
Ny tanjona amin'ny fitodihana amin'olona iray midika mba hisarihana ny saina aminy na mamonjy azy. DH: "vonjeo aho" (UDB)
# Aza manafin-tava amin'ny mpanomponao
Ny manafin-tava midika hoe mandà ny hihaino na hamonjy olona. DH: "Mba ampio re ny mpanomponao" na "Mba ampio re aho"
# anaty fahoriana
"anaty olana lehibe" (UDB)