plt_tn/psa/069/016.md

539 B

fa tsara ny famindram-ponao

Ny anarana "famindrampo" dia azo avadika ho asa. DH: "tsara Ianao ary tia ahy amim-pitokiana" (UDB)

maro ireo antranao tamiko

"mpiantra loatra Ianao amiko"

mitodiha amiko

Ny tanjona amin'ny fitodihana amin'olona iray midika mba hisarihana ny saina aminy na mamonjy azy. DH: "vonjeo aho" (UDB)

Aza manafin-tava amin'ny mpanomponao

Ny manafin-tava midika hoe mandà ny hihaino na hamonjy olona. DH: "Mba ampio re ny mpanomponao" na "Mba ampio re aho"

anaty fahoriana

"anaty olana lehibe" (UDB)