plt_tn/psa/069/005.md

16 lines
681 B
Markdown

# ny fahadalako
Ny anarana "fahadalana" dia azo ambara ho asa. DH: "ireo adalana nataoko"
# tsy misy miafina aminao ny heloko
Azo ambara ho fanambarana mihabo izany. DH: "fantatrao ny heloko rehetra"
# ho menatra izay miandry Anao ... aza avela ho tonga amin'ny fahafam-baraka izay mitady Anao
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy ny fanirian'ny mpanoratra hanana Andriamanitra miaro ny vahoakany.
# izay mitady Anao
Ny fitadiavana an'Andriamanitra dia maneho na 1) fangatahana fanampiana amin'Andriamanitra na 2) fiheverana momba an'Andriamanitra sy fankatoavana Azy. DH: 1) "izay mangata-pamonjena aminao" na 2) "izay manompo sy manakatoa Anao"