plt_tn/psa/069/005.md

681 B

ny fahadalako

Ny anarana "fahadalana" dia azo ambara ho asa. DH: "ireo adalana nataoko"

tsy misy miafina aminao ny heloko

Azo ambara ho fanambarana mihabo izany. DH: "fantatrao ny heloko rehetra"

ho menatra izay miandry Anao ... aza avela ho tonga amin'ny fahafam-baraka izay mitady Anao

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy ny fanirian'ny mpanoratra hanana Andriamanitra miaro ny vahoakany.

izay mitady Anao

Ny fitadiavana an'Andriamanitra dia maneho na 1) fangatahana fanampiana amin'Andriamanitra na 2) fiheverana momba an'Andriamanitra sy fankatoavana Azy. DH: 1) "izay mangata-pamonjena aminao" na 2) "izay manompo sy manakatoa Anao"