plt_tn/psa/069/003.md

445 B

Ketraka

reraka loatra

tsy maharitra ny masoko

Ity fomba fiteny ity midika fa nitomany mafy loatra ny mpanoratra ka tsy mahita tsara intsony ny masony. DH: "vonton-dranomaso ny masoko" (UDB)

Betsaka kokoa noho ny volo eo an-dohako

Ity dia fanitarana mba hanehoana ny hamaroan'ireo fahavalo ananan'ny mpanoratra. DH: "Betsaka noho izay voaisako, tahaka ny volo eo an-dohako"

mamongotra ahy

Ity fomba fiteny ity midika "mamono ahy."