# Ketraka reraka loatra # tsy maharitra ny masoko Ity fomba fiteny ity midika fa nitomany mafy loatra ny mpanoratra ka tsy mahita tsara intsony ny masony. DH: "vonton-dranomaso ny masoko" (UDB) # Betsaka kokoa noho ny volo eo an-dohako Ity dia fanitarana mba hanehoana ny hamaroan'ireo fahavalo ananan'ny mpanoratra. DH: "Betsaka noho izay voaisako, tahaka ny volo eo an-dohako" # mamongotra ahy Ity fomba fiteny ity midika "mamono ahy."