plt_tn/psa/068/034.md

16 lines
567 B
Markdown

# Ekeo ho an'Andriamanitra ny hery
"Ekeo" midika hoe manome sitraka ho an'olona iray. DH: "An'Andriamanitra ny hery"
# eny an-danitra ny ny heriny
Ny anarana "hery" dia azo ambara ho fihetsika. DH: "eny amin'ny habakabaka ihany koa Izy dia mampiseho fa mahery" (UDB)
# Andriamanitra o, mahatahotra Ianao any amin'ny fitoeranao masina
Eto ny mpanoratra dia miresaka mivantana amin'Andriamanitra.
# hery sy fahefana
Ireo teny roa ireo dia midika ho ireo zavatra mitovy ireo amin'ny ankapobeny. Manamafy izy ireo ny haben'ny hery omen'Andriamanitra ny vahoakany.