plt_tn/psa/068/034.md

567 B

Ekeo ho an'Andriamanitra ny hery

"Ekeo" midika hoe manome sitraka ho an'olona iray. DH: "An'Andriamanitra ny hery"

eny an-danitra ny ny heriny

Ny anarana "hery" dia azo ambara ho fihetsika. DH: "eny amin'ny habakabaka ihany koa Izy dia mampiseho fa mahery" (UDB)

Andriamanitra o, mahatahotra Ianao any amin'ny fitoeranao masina

Eto ny mpanoratra dia miresaka mivantana amin'Andriamanitra.

hery sy fahefana

Ireo teny roa ireo dia midika ho ireo zavatra mitovy ireo amin'ny ankapobeny. Manamafy izy ireo ny haben'ny hery omen'Andriamanitra ny vahoakany.