plt_tn/psa/068/019.md

1.1 KiB

mitondra ny entatsika isan'andro isan'andro

"milanja ny enta-mavesatsika isan'andro." Ny fiahian'ny Tompo ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe Izy tenany mihitsy no milanja ny fahorian'izy ireo toy ny enta-mavesatra.

ilay Andriamanitra izay famonjena ho antsika ... Ny Andriamanitsika dia Andriamanitra manavotra

Ireo andianteny ireo midika zavatra mitovy. Eto ny "izay famonjena antsika" dia azo adika amin'ny matoanteny "manavotra." DH: "ilay Andriamanitra izay manavotra antsika ... ny Andriamanitsika dia Andriamanitra manavotra antsika"

hamely eo amin'ny lohan'ireo fahavalony

Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mpiady izay mamono ireo fahavalony amin'ny famelezana azy ireo eo amin'ny lohany mba hahafaty azy ireo. DH: "hamono ireo fahavalony amin'ny famelezana azy ireo eo amin'ny lohany"

ny volon-doha

Hita fa toa fomban'ny miaramila ny tsy manapaka ny volony mandritra ny fotoan'ny ady. DH: "ny volon-doha lava" (UDB)

izay mandeha amin'ny fandikan-dalàna manohitra Azy

Ny manisy ratsy an'Andriamanitra /dia lazaina toy ny hoe mandeha amin'ny fanafintohinana. DH: "zatra manafintohina Azy"