# mitondra ny entatsika isan'andro isan'andro "milanja ny enta-mavesatsika isan'andro." Ny fiahian'ny Tompo ny vahoakany dia lazaina toy ny hoe Izy tenany mihitsy no milanja ny fahorian'izy ireo toy ny enta-mavesatra. # ilay Andriamanitra izay famonjena ho antsika ... Ny Andriamanitsika dia Andriamanitra manavotra Ireo andianteny ireo midika zavatra mitovy. Eto ny "izay famonjena antsika" dia azo adika amin'ny matoanteny "manavotra." DH: "ilay Andriamanitra izay manavotra antsika ... ny Andriamanitsika dia Andriamanitra manavotra antsika" # hamely eo amin'ny lohan'ireo fahavalony Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mpiady izay mamono ireo fahavalony amin'ny famelezana azy ireo eo amin'ny lohany mba hahafaty azy ireo. DH: "hamono ireo fahavalony amin'ny famelezana azy ireo eo amin'ny lohany" # ny volon-doha Hita fa toa fomban'ny miaramila ny tsy manapaka ny volony mandritra ny fotoan'ny ady. DH: "ny volon-doha lava" (UDB) # izay mandeha amin'ny fandikan-dalàna manohitra Azy Ny manisy ratsy an'Andriamanitra /dia lazaina toy ny hoe mandeha amin'ny fanafintohinana. DH: "zatra manafintohina Azy"