plt_tn/psa/068/009.md

12 lines
456 B
Markdown

# Ianao no nampatanjaka ny lovanao raha reraka izany
Ny tanin'Israely dia lazaina toy ny hoe olona izay mety ho ketraka, na mety hahazo tanjaka. DH: "Ianao manao ny tany hamoa voa tsara"
# ny lovanao
Ny tany izay nomen'Andriamanitra ny Israelita dia lazaina toy ny hoe lova izay natolotry ny ray ho an'ireo zanany. DH: "ny tany izay nomenao ho anay Israelita"
# ny mahantra
Izany dia manondro ny olo-mahantra amin'ny ankapobeny. DH: "ny olo-mahantra"