plt_tn/psa/068/009.md

456 B

Ianao no nampatanjaka ny lovanao raha reraka izany

Ny tanin'Israely dia lazaina toy ny hoe olona izay mety ho ketraka, na mety hahazo tanjaka. DH: "Ianao manao ny tany hamoa voa tsara"

ny lovanao

Ny tany izay nomen'Andriamanitra ny Israelita dia lazaina toy ny hoe lova izay natolotry ny ray ho an'ireo zanany. DH: "ny tany izay nomenao ho anay Israelita"

ny mahantra

Izany dia manondro ny olo-mahantra amin'ny ankapobeny. DH: "ny olo-mahantra"