forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
282 B
Markdown
4 lines
282 B
Markdown
# ny vazan-tany rehetra manome voninahitra Azy
|
|
|
|
Izany dia midika fa tokony hanome voninahitra an'Andriamanitra ny olona rehetra na aiza na aiza noho ireo fitahiany. DH: "Maniry aho mba hahafahan'ny olon-drehetra na aiza na aiza ety ambonin'ny tany hanana fanajana lehibe Azy" (UDB)
|