plt_tn/psa/067/007.md

282 B

ny vazan-tany rehetra manome voninahitra Azy

Izany dia midika fa tokony hanome voninahitra an'Andriamanitra ny olona rehetra na aiza na aiza noho ireo fitahiany. DH: "Maniry aho mba hahafahan'ny olon-drehetra na aiza na aiza ety ambonin'ny tany hanana fanajana lehibe Azy" (UDB)