plt_tn/psa/067/003.md

12 lines
394 B
Markdown

# Aoka ny olona hidera Anao ... aoka ny olon-drehetra hidera Anao
Ny fehezanteny faharoa dia manamafy ny hevitry ny voalohany mba hanamafisana ny maha zava-dehibe ny fiderana an'Andriamanitra.
# Aoka ny olona ... hanapaka ireo firenena
Eto "firenena" dia maneho ny olona izay monina any amin'ireo firenena ety ambonin'ny tany.
# amin'ny fahitsiana
"amim-pahamarinana" na "amim-pahitsiana"