plt_tn/psa/067/003.md

394 B

Aoka ny olona hidera Anao ... aoka ny olon-drehetra hidera Anao

Ny fehezanteny faharoa dia manamafy ny hevitry ny voalohany mba hanamafisana ny maha zava-dehibe ny fiderana an'Andriamanitra.

Aoka ny olona ... hanapaka ireo firenena

Eto "firenena" dia maneho ny olona izay monina any amin'ireo firenena ety ambonin'ny tany.

amin'ny fahitsiana

"amim-pahamarinana" na "amim-pahitsiana"