plt_tn/psa/066/016.md

20 lines
768 B
Markdown

# hanambara izay efa nataony ho an'ny fanahiko aho
Ny teny hoe "fanahy" dia ilazana ny vahoaka manontolo. DH: "hilaza izay efa nataony tamiko aho" (UDB)
# Niantso Azy tamin'ny vavako aho
Ny teny hoe "vava" dia ilazana ireo olona manontolo izay mitaraina amin'Andriamanitra.
# noderaina tamin'ny lelako Izy
Eto ny hoe "lela" dia ilazana ireo teny sy lahateny. Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "nidera Azy tamin'ny lelako aho" na "nidera Azy aho"
# nahita ny fahotana
"nitia ny fahotana" na "nitana ny heloka"
# tsy mba nihaino ahy akory ny Tompo
Eto ny hoe "tsy mba nihaino" dia midika fa tsy namaly ny fivavany Andriamanitra. Azo azavaina izany ao amin'ny dikan-teny. DH: "tsy mba nihaino ny fitarainako taminy Izy" na "tsy mba namaly ny fivavako Izy"